Dia nandroso ny zanak’i Israely ka nitoby tao amin’ny lohasahan’i Moaba, tandrifin’i Jerikao.
Nomery 31:12 - Baiboly Katolika dia nentiny ny sambotra, ny zavatra voaroba sy ny babo ho any amin’i Môizy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’i Israely rehetra teo an-toby, teo an-dohasahan’i Moaba, akaikin’i Jordany tandrifin’i Jerikô. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ka noentiny tany amin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely teo an-toby, tany Arbota-Moaba izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. DIEM PROTESTANTA ka nentiny tany amin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny fiangonana israelita teo an-toby tao amin’ny lemak’i Môaba, amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka nentiny tany amin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny fiangonana israelita teo an-toby tao amin’ny lemak’i Môaba, amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao. Baiboly Protestanta Malagasy dia nentiny tany amin’i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. Malagasy Bible dia nentiny tany amin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko. La Bible en Malgache ka noentiny tany amin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely teo an-toby, tany Arbota-Moaba izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko. |
Dia nandroso ny zanak’i Israely ka nitoby tao amin’ny lohasahan’i Moaba, tandrifin’i Jerikao.
Rehefa nalainy daholo ny babo rehetra sy ny zavatra voaroba rehetra, na olona na biby,
Nivoaka hitsena azy ireo teo ivelan’ny toby i Môizy sy i Eleazara mpisorona ary ny lohany rehetra amin’ny fiangonana.
Ary ny zavatra rehetra mety ho babo tamin’ireny, sy ny biby fiompiny dia norobain’ny zanak’i Israely ho azy; fa ny lehilahy rehetra kosa dia nasiany tamin’ny lelan-tsabatra mandra-paharingany, tsy nisy niangana rehefa manana aina.
Ny volafotsy amam-bolamena rehetra, mbamin’ny fanaka varahina sy vy, dia hatokana ho an’i Iaveh avokoa, ka hiditra amin’ny rakitr’i Iaveh.»