Ny voady nataon’ny vehivavy maty vady na voasaotra, izay famehezan-tena rehetra namehezany ny tenany, dia raikitra ho azy.
Nomery 30:11 - Baiboly Katolika Raha ao an-tranon’ny lahy no nivoady ny vehivavy nanao famehezan-tena tamim-pianianana namehezany ny tenany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy vehivavy manambady kosa ka mivoady na mianiana mamehy tena tamin’ny voady DIEM PROTESTANTA «Kanefa ataovy hoe misy vehivavy mbola ao an-tranom-badiny no maningo-tena mivoady na mianiana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Kanefa ataovy hoe misy vehivavy mbola ao an-tranom-badiny no maningo-tena mivoady na mianiana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha nisy vehivavy nivoady tao an-tranon’ny vadiny, na nianiana namehy ny fanahiny hifady, Malagasy Bible Ary raha nisy vehivavy nivoady tao an-tranon'ny vadiny, na nianiana namehy ny fanahiny hifady, La Bible en Malgache Raha misy vehivavy manambady kosa ka mivoady na mianiana mamehy tena tamin’ny voady |
Ny voady nataon’ny vehivavy maty vady na voasaotra, izay famehezan-tena rehetra namehezany ny tenany, dia raikitra ho azy.
ary raha avy izay handrenesan’ny lahy izany, ka tsy miteniteny aminy izy, ary tsy laviny ny nataony, dia manan-kery ny voadiny sy ny famehezan-tena namehezany ny tenany.
ary ren-drainy ny voady amam-pamehezan-tena nataony, nefa tsy niteniteny taminy ny rainy, dia ho raikitra ny voady rehetra nataony sy ny famehezan-tena namehezany ny tenany.