Nomery 27:9 - Baiboly Katolika Ary raha tsy manan-janaka vavy izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha tsy manan-janakavavy izy dia ny rahalahiny no homenareo ny zarataniny. DIEM PROTESTANTA Fa raha tsy manan-janakavavy kosa izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara taniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa raha tsy manan-janakavavy kosa izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara taniny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha tsy manan-janakavavy izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara-taniny. Malagasy Bible Ary raha tsy manan-janakavavy izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara-taniny. La Bible en Malgache Ary raha tsy manan-janakavavy izy dia ny rahalahiny no homenareo ny zarataniny. |
Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Raha misy lehilahy maty tsy manan-janaka lahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny lovany.