Ary raha tsy manan-drahalahin-dray izy, dia izay havany akaiky indrindra ao amin’ny fokony no homenareo ny lovany, ka dia izay no tompony. Ho lalàna mametra ny rariny ho an’ny zanak’i Israely izany, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.»
Nomery 27:10 - Baiboly Katolika Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha tsy manan-drahalahy izy dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zarataniny. DIEM PROTESTANTA Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zara-taniny. Malagasy Bible Ary raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zara-taniny. La Bible en Malgache Ary raha tsy manan-drahalahy izy dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zarataniny. |