I Aarôna naka an’i Elisabeta, zanaka vavin’i Aminadaba, anabavin’i Naasôna, ho vadiny, ka io no niteraka taminy an’i Nabada, i Abina, i Eleazara ary i Itamara.
Nomery 26:60 - Baiboly Katolika I Aarôna niteraka an’i Nadaba, i Abiò, i Eleazara ary i Itamara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny naterak’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. DIEM PROTESTANTA I Aharôna dia niteraka an’i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Aharôna dia niteraka an’i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny naterak’i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. Malagasy Bible Ary ny naterak'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. La Bible en Malgache Ny naterak’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. |
I Aarôna naka an’i Elisabeta, zanaka vavin’i Aminadaba, anabavin’i Naasôna, ho vadiny, ka io no niteraka taminy an’i Nabada, i Abina, i Eleazara ary i Itamara.
Ny anaran’ny zanaka lahin’i Aarôna dia izao: Nadaba lahy matoa, Abiò, Eleazara, ary Itamara.
Izy ireo no hiadidy ny fanaka rehetra ao amin’ny trano lay fihaonana, sy izay rehetra tsy maintsy hiandraiketan’ny zanak’i Israely; izany no hanatanterahany ny fanompoana momba ny Fonenana;