Nomery 26:40 - Baiboly Katolika Ary ny zanak’i Bela dia i Hereda sy i Noemana: ny fokon’ny Heredita avy tamin’ny Noemana; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny taranak’i Bela dia i Arda sy i Namana; dia ny fianakavian’ny Ardita, ary avy tamin’i Namàna, ny fianakavian’ny Namanita. DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Belà dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Ardita, avy tamin’i Arda, ary ny Nahamita avy tamin’i Nahamàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Belà dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Ardita, avy tamin’i Arda, ary ny Nahamita avy tamin’i Nahamàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny taranak’i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon’ny Ardita; ary avy tamin’i Namana ny fokon’ny Namanita. Malagasy Bible Ary ny taranak'i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon'ny Ardita; ary avy tamin'i Namana ny fokon'ny Namanita. La Bible en Malgache Ary ny taranak’i Bela dia i Arda sy i Namana; dia ny fianakavian’ny Ardita, ary avy tamin’i Namàna, ny fianakavian’ny Namanita. |