Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:16 - Baiboly Katolika

ny fokon’ny Oznita avy tamin’i Oznì, ny fokon’ny Herita avy tamin’i Hera,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

avy tamin’i Ozny, ny fianakavian’ny Oznita; avy tamin’i Ery, ny fianakavian’ny Erita;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ny Oznita avy tamin’i Oznỳ; ny Herîta avy tamin’i Herỳ;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny Oznita avy tamin’i Oznỳ; ny Herîta avy tamin’i Herỳ;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

avy tamin’i Ozny ny fokon’ny Oznita; avy tamin’i Ery ny fokon’ny Erita;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

avy tamin'i Ozny ny fokon'ny Oznita; avy tamin'i Erỳ ny fokon'ny Erita;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

avy tamin’i Ozny, ny fianakavian’ny Oznita; avy tamin’i Ery, ny fianakavian’ny Erita;

Jereo ny toko



Nomery 26:16
3 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Gada: i Sefiôna, i Hagy, i Soni, i Esbôna, i Hery, i Arôdy ary i Arely.


Zanak’i Gada, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sefônita avy tamin’i Sefôna, ny fokon’ny Agita avy tamin’i Agỳ, ny fokon’ny Sonita avy tamin’i Sonỳ,


ny fokon’ny Arôdita, avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arielita avy tamin’i Ariela.