Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 22:39 - Baiboly Katolika

Niainga niaraka tamin’i Balàka i Balaama ka tonga tany Kiriata-Kotsota izy ireo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia nandeha niaraka tamin’i Balaka i Balama ka tonga tany Kiriata-Hozota izy roa lahy.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia lasa niaraka tamin’i Balàka nankany Kiriata-Hotsôta i Balahama.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia lasa niaraka tamin’i Balàka nankany Kiriata-Hotsôta i Balahama.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia nandeha Balama niaraka tamin’i Balaka, ka nankany Kiriata-hozota izy roa lahy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia nandeha Balama niaraka tamin'i Balaka, ka nankany Kinata-hozota izy roa lahy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia nandeha niaraka tamin’i Balaka i Balama ka tonga tany Kiriata-Hozota izy roa lahy.

Jereo ny toko



Nomery 22:39
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia no hitan’ny olona i Moaba hisasatra eo amin’ny fitoerana avony, hiditra ao amin’ny fitoera-masiny izy hivavaka, nefa tsy hahazo na inona na inona.


Hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Indro aho mankatỳ aminao; fa ankehitriny moa ho afa-milaza na inona na inona va aho? Ny teny hataon’Andriamanitra ao am-bavako no holazaiko.»


Namono ondry aman’ondry hatao sorona i Balàka, ka nampanateriny ho an’i Balaama sy ireo andriandahy teo aminy izany.