Nifoha maraina koa i Abrahama, nanisy lasely ny ampondrany, naka roa lahy tamin’ny mpanompony hiaraka aminy, sy i Isaaka zanany, ary namaky ny hazo hataina amin’ny sorona dorana, dia niainga nankany amin’ny tany efa nolazain’Andriamanitra azy.
Nomery 22:21 - Baiboly Katolika Dia nifoha i Balaama nony maraina, nanisy lasely ny ampondravaviny ka nandeha niaraka tamin’ny andriandahin’i Moaba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nifoha maraina i Balama ka nanisy lasely ny borikiny, ary nandeha niaraka tamin’ireo andriandahin’i Moaba. DIEM PROTESTANTA Ny ampitso maraina dia nanisy lasely ny borikivaviny i Balahama ka niainga niaraka tamin’ireo olo-manan-kajan’i Môaba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny ampitso maraina dia nanisy lasely ny borikivaviny i Balahama ka niainga niaraka tamin’ireo olo-manan-kajan’i Môaba. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nifoha maraina koa Balama ka nanisy lasely ny borikiny, dia nandeha niaraka tamin’ireo andriandahin’i Moaba. Malagasy Bible Dia nifoha maraina koa Balama ka nanisy lasely ny borikiny, dia nandeha niaraka tamin'ireo andriandahin'i Moaba. La Bible en Malgache Dia nifoha maraina i Balama ka nanisy lasely ny borikiny, ary nandeha niaraka tamin’ireo andriandahin’i Moaba. |
Nifoha maraina koa i Abrahama, nanisy lasely ny ampondrany, naka roa lahy tamin’ny mpanompony hiaraka aminy, sy i Isaaka zanany, ary namaky ny hazo hataina amin’ny sorona dorana, dia niainga nankany amin’ny tany efa nolazain’Andriamanitra azy.
Hahita famonjena ny mandeha amin’ny fahamarinana tanteraka, fa ho lavo tsy afa-miarina intsony, ny manaraka lala-miolikolika.
Niala tamin’ny lalan’i Balaama zanak’i Bôsôra, izay nankasitraka ny tambin’ny tsy fahamarinana,
nefa nahazo anatra noho ny fivadihany ity mpaminany, fa niteny hoatra ny olona ny boriky moana, nisakana ny hadalany.