Nomery 21:11 - Baiboly Katolika Niala tao Obôta izy, dia nitoby tao Jeabarima ao amin’ny efitra mifanandrify amin’i Moaba, ao amin’ny fiposahan’ny masoandro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. DIEM PROTESTANTA Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin’ny efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. Malagasy Bible Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin'ny efitra izay mifanolotra amin'i Moaba, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro. La Bible en Malgache Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. |