Ianao manainga ny tehinao sy maninjira ny tananao eo ambonin’ny ranomasina dia hampisaraka roa azy; ary ny zanak’i Israely kosa hamaky eo afovoany mandia tany maina,
Nomery 20:9 - Baiboly Katolika Dia nalain’i Môizy, araka ny nandidian’i Iaveh azy, ny tehina izay teo anatrehan’i Iaveh. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidiany azy. DIEM PROTESTANTA Dia nalain’i Mosesy tao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO araka ny baiko azony ny tehiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nalain’i Mosesy tao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO araka ny baiko azony ny tehiny. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’i Jehovah, araka izay nandidiany azy. Malagasy Bible Dia nalain'i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan'i Jehovah, araka izay nandidiany azy. La Bible en Malgache Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidiany azy. |
Ianao manainga ny tehinao sy maninjira ny tananao eo ambonin’ny ranomasina dia hampisaraka roa azy; ary ny zanak’i Israely kosa hamaky eo afovoany mandia tany maina,
Dia nalain’i Môizy ny vady aman-janany, nampitaingenany ampondra, ka niverina ho any an-tany Ejipta izy. Nataon’i Môizy an-tanany ny tehin’Andriamanitra.
«Mialà ianareo eo afovoan’ity fiangonana ity, handringanako azy indray mihelina.» Dia niankohoka tamin’ny tany izy.