Rehefa ny tsara indrindra aminy no natokanareo, dia tsy hahazo heloka ny amin’izany ianareo; tsy handoto ny fanatitra masina avy amin’ny zanak’i Israely, ka tsy ho faty ianareo.»
Nomery 19:1 - Baiboly Katolika Niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona: DIEM PROTESTANTA Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO ka nampita Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO ka nampita Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: La Bible en Malgache Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona: |
Rehefa ny tsara indrindra aminy no natokanareo, dia tsy hahazo heloka ny amin’izany ianareo; tsy handoto ny fanatitra masina avy amin’ny zanak’i Israely, ka tsy ho faty ianareo.»
«Izao no didin’ny lalàna nandidian’i Iaveh, nataony hoe: Ilazao ny zanak’i Israely hitondra omby vavy manja mena iray, tsy misy takaitra na kilemam-batana sady mbola tsy nitondra jioga.