Ary i Nadaba sy i Abiò, zanak’i Aarôna, samy naka ny fanembohany avy dia nanisy afo tao anatiny, sy nametraka zava-manitra teo amboniny, dia nitondra afo hafa teo anatrehan’i Iaveh, nefa tsy nahazo didy momba izany izy.
Nomery 16:6 - Baiboly Katolika Izao no ataovy: Makà fanembohana ianareo, ry Kôre sy ny tariny rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso, DIEM PROTESTANTA Izao no ataovy, ry Kôra sy ianareo namany rehetra: Makà fitaovana fandoroana zava-manitra, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao no ataovy, ry Kôra sy ianareo namany rehetra: Makà fitaovana fandoroana zava-manitra, Baiboly Protestanta Malagasy Izao no ataovy, ry Kora sy hianareo namany rehetra: Makà fitondran-afo ho anareo rahampitso, Malagasy Bible Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo namany rehetra: Makà fitondran'afo ho anareo rahampitso. La Bible en Malgache Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso, |
Ary i Nadaba sy i Abiò, zanak’i Aarôna, samy naka ny fanembohany avy dia nanisy afo tao anatiny, sy nametraka zava-manitra teo amboniny, dia nitondra afo hafa teo anatrehan’i Iaveh, nefa tsy nahazo didy momba izany izy.
ka niteny tamin’i Kôre sy ny tariny rehetra nanao hoe: «Rahampitso dia hasehon’i Iaveh izay Azy sy izay masina, ka hampanakekeziny Azy: dia izay nofidiny no hampanakekeziny Azy.
Rahampitso dia hasianareo afo ireo, ary zava-manitra no hataonareo eo amboniny, eo anatrehan’i Iaveh: izay hofidin’i Iaveh dia izay no masina. Ka aoka izay ry zanak’i Levỳ.»