Ary nitresaka tokoa ny ôtely, sady niely ny lavenona avy eo amin’ny ôtely araka ny famantarana nomen’ity olon’Andriamanitra noho ny tenin’i Iaveh.
Nomery 16:23 - Baiboly Katolika Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: DIEM PROTESTANTA Dia namaly an’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia namaly an’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: |
Ary nitresaka tokoa ny ôtely, sady niely ny lavenona avy eo amin’ny ôtely araka ny famantarana nomen’ity olon’Andriamanitra noho ny tenin’i Iaveh.
Ary niankohoka tamin’ny tany izy ireo ka nanao hoe: «Andriamanitra ô, ry Andriamanitry ny fanahin’ny nofo rehetra, olona iray no nanota, ka no dia tezitra amin’ny fiangonana rehetra Ianao?»
«Mitenena amin’ny fiangonana, lazao hoe: Mihataha ianareo rehetra, mialà amin’ny manodidina ny lain’i Kôre sy i Datàna ary i Abirôna.»