Nomery 13:13 - Baiboly Katolika Sotora, zanak’i Mikaela, avy amin’ny fokon’i Asera; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’ny fokon’i Asera, i Setora, zanak’i Mikaela; DIEM PROTESTANTA I Setora zanakalahin’i Mikaela, avy amin’ny fokon’i Asera; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Setora zanakalahin’i Mikaela, avy amin’ny fokon’i Asera; Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’ny firenen’i Asera dia Setora, zanak’i Mikaela; Malagasy Bible avy tamin'ny firenen'i Asera dia Setora, zanak'i Mikaela; La Bible en Malgache avy tamin’ny fokon’i Asera, i Setora, zanak’i Mikaela; |
Dia nanandra-peo nikiakiaka ny fiangonana rehetra, ka nitomany ny vahoaka nandritra iny alina iny.
«Nony niala tany Horeba isika, dia namaky ilay efitra malalaka sy mahatsiravina hitanareo nankany amin’ny tendrombohitry ny Amôreana, araka ny nandidian’i Iaveh Andriamanitrareo antsika, ka tonga tany Kadesa-Barne.