Nomery 11:19 - Baiboly Katolika Tsy andro iray, na roa, na dimy, na folo, na roapolo no hihinananareo izany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roapolo andro aza, DIEM PROTESTANTA Tsy andro iray na roa na koa andro dimy na folo na roapolo aza no hihinananareo izany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsy andro iray na roa na koa andro dimy na folo na roapolo aza no hihinananareo izany, Baiboly Protestanta Malagasy Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roa-polo andro aza, Malagasy Bible Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roa-polo andro aza, La Bible en Malgache Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roapolo andro aza, |
Izao no lazao amin’ny vahoaka: Mankamasìna ny tenanareo ho amin’ny rahampitso, dia hahazo hena hohanina ianareo, fa nitomany ka ren’ny sofin’i Iaveh ianareo nanao hoe: Iza no mba hanome hena hohaninay? Fa finaritra izahay tany Ejipta! Koa homen’i Iaveh hena ianareo, dia hihinananareo izany.
fa hatramin’ny iray volana maninjitra, dia mandra-pivoakany amin’ny vavoronareo, sy hampaharikoriko anareo; satria ianareo efa nitsipaka an’i Iaveh izay eo afovoanareo, sy nitomany teo anatrehany nanao hoe: Naninona re no nivoaka tany Ejipta foana izahay?»