Nomery 10:4 - Baiboly Katolika
Raha trômpetra iray ihany no tsofina, dia ny filohany, ny mpifehy ny arivo amin’i Israely no hivory ao aminao.
Jereo ny toko
Fa raha ny iray ihany no tsofina dia ireo lohan’ny foko izay mpifehy arivo amin’ny Israely ihany no hivory eo aminao.
Jereo ny toko
Fa raha ny anankiray ihany no tsofina, dia ireo tompon’andraikitra mpifehy arivo amin’ny israelita ihany no hiangona eo aminao.
Jereo ny toko
Fa raha ny anankiray ihany no tsofina, dia ireo tompon’andraikitra mpifehy arivo amin’ny israelita ihany no hiangona eo aminao.
Jereo ny toko
Fa raha ny iray ihany no tsofina, dia ny lohan’ny firenena, izay mpifehy arivo amin’ny Isiraely, ihany no hivory eo aminao.
Jereo ny toko
Fa raha ny iray ihany no tsofina, dia ny lohan'ny firenena, izay mpifehy arivo amin'ny Isiraely, ihany no hivory eo aminao.
Jereo ny toko
Fa raha ny iray ihany no tsofina dia ireo lohan’ny foko izay mpifehy arivo amin’ny Israely ihany no hivory eo aminao.
Jereo ny toko