«Kanefa nikomy izy ireo sy niodina taminao, natsipiny any ivohony ny lalànao, novonoiny ireo mpaminaninao, vavolombelona nanohitra azy mba hamerina azy ho aminao, ka rafitra naniratsira Anao izaitsizy izy.
Nehemia 9:18 - Baiboly Katolika Na dia tamin’izy nanao zanak’omby anidina aza, sy nilaza hoe: Ity no andriamanitro, izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta ka rafitra nanevateva Anao izaitsizy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Eny, nanao ilay ombilahy kely voarendrika izy ka nilaza hoe: Io no andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, dia nampahasosotra Anao indrindra izy; DIEM PROTESTANTA Tamin’ny nanaovany ombilahikely anidina sy nilazany hoe: «Io no andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta!», dia notevatevainy tokoa Ianao; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny nanaovany ombilahikely anidina sy nilazany hoe: «Io no andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta!», dia notevatevainy tokoa Ianao; Baiboly Protestanta Malagasy Eny, nanao ilay ombilahy kely an-idina izy ka nanao hoe: Io no andriamanitrao izay nitondra anao hiakatra avy tany Egypta, dia nampahasosotra indrindra izy; Malagasy Bible Eny, nanao ilay ombilahy kely an-idina izy ka nanao hoe: Io no andriamanitrao izay nitondra anao hiakatra avy tany Egypta, dia nampahasosotra indrindra izy; La Bible en Malgache Eny, nanao ilay ombilahy kely voarendrika izy ka nilaza hoe: Io no andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, dia nampahasosotra Anao indrindra izy; |
«Kanefa nikomy izy ireo sy niodina taminao, natsipiny any ivohony ny lalànao, novonoiny ireo mpaminaninao, vavolombelona nanohitra azy mba hamerina azy ho aminao, ka rafitra naniratsira Anao izaitsizy izy.
Moa nanatitra sorona amam-panatitra ho Ahy va ianareo, ry taranak’i Israely, nandritra ny efapolo taona tany an’efitra?