Amin’ny zanaka lahin’i Asafa: i Zakora, i Josefa, i Natanià ary i Asarelà, ireo no zanaka lahin’i Asafa, tarik’i Asafa, naminany araka ny didy avy amin’ny mpanjaka.
Nehemia 7:44 - Baiboly Katolika Mpihira: 148 ny taranak’i Asafa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny mpihira dia izao: Ny taranak’i Asafa, valo amby efapolo amby zato. DIEM PROTESTANTA Ny amin’ny antoko-mpihira koa dia izao: ny terak’i Asafa dia nisy lehilahy 148. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny amin’ny antoko-mpihira koa dia izao: ny terak’i Asafa dia nisy lehilahy 148. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny mpihira koa dia izao: Ny taranak’i Asafa dia valo amby efa-polo amby zato. Malagasy Bible Ary ny mpihira koa dia izao: Ny taranak'i Asafa dia valo amby efa-polo amby zato. La Bible en Malgache Ny mpihira dia izao: Ny taranak’i Asafa, valo amby efapolo amby zato. |
Amin’ny zanaka lahin’i Asafa: i Zakora, i Josefa, i Natanià ary i Asarelà, ireo no zanaka lahin’i Asafa, tarik’i Asafa, naminany araka ny didy avy amin’ny mpanjaka.
Mpiandry varavarana: 138 ny taranak’i Seloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Telmôna, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita ny taranak’i Sôbay.