Nehemia 5:10 - Baiboly Katolika
Izaho mbamin’ireo rahalahiko sy ny mpanompoko koa, efa samy nampisambotra taminy vola sy vary. Ka andeha isika samy hamoy izany trosa izany.
Jereo ny toko
Efa nampanjanaka vola sy vary taminy koa izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko. Koa miangavy anareo aho, aoka re hafointsika izany trosa izany!
Jereo ny toko
Izaho sy ny havako ary ny mpanompoko dia efa nampisambotra vola sy vary, koa aoka re isika mba samy hamoy izany trosa izany!
Jereo ny toko
Izaho sy ny havako ary ny mpanompoko dia efa nampisambotra vola sy vary, koa aoka re isika mba samy hamoy izany trosa izany!
Jereo ny toko
Izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko efa nampanàna vola sy vary taminy; koa masìna hianareo, aoka re hafointsika izany trosa izany;
Jereo ny toko
Izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko efa nampanàna vola sy vary taminy; koa masìna ianareo, aoka re hafointsika izany trosa izany;
Jereo ny toko
Efa nampanjanaka vola sy vary taminy koa izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko. Koa miangavy anareo aho, aoka re hafointsika izany trosa izany!
Jereo ny toko