Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 3:36 - Baiboly Katolika

«Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa voaeso izahay. Atsingereno amin’ny lohany ny famingavingana nataony, ary atolory ho remby eny amin’ny tany hamaboana azy izy!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay! Koa atsingereno ho eo an-dohany ihany ny latsa ataony ary aoka ho babo any amin’ny tany izay ahababoany izy!

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ary hoy aho hoe: «Mihainoa, ry Andriamanitray, fa atao tsinontsinona izahay; koa atsingereno aminy re ny latsa afitsony anay, ary aoka izy ho voatebaka any amin’ny tany izay hamaboana azy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary hoy aho hoe: «Mihainoa, ry Andriamanitray, fa atao tsinontsinona izahay; koa atsingereno aminy re ny latsa afitsony anay, ary aoka izy ho voatebaka any amin’ny tany izay hamaboana azy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay; koa atsingereno ho eo an-dohany ihany ny latsa ataony, ary aoka ho babo any amin’ny tany izay ahababoany izy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay! Koa atsingereno ho eo an-dohany ihany ny latsa ataony ary aoka ho babo any amin’ny tany izay ahababoany izy!

Jereo ny toko



Nehemia 3:36
0 Rohy Ifampitohizana