Mpitsara 9:41 - Baiboly Katolika
Dia nijanona tao Romà i Abimeleka, ary i Zebola kosa nandroaka an’i Gaala sy ny rahalahiny, izay tsy nahazo nonina tao Sikema intsony.
Jereo ny toko
Ary i Abimeleka dia nonina tany Aroma. Ary nandroaka an’i Gala sy ny rahalahiny i Zebola mba tsy honina any Sekema intsony ireo.
Jereo ny toko
Ary i Abimelèka dia nandeha nipetraka tao Aromà; fa i Zebola kosa nandroaka an’i Gahala sy ny rahalahiny tao Sekema mba tsy honina ao intsony.
Jereo ny toko
Ary i Abimelèka dia nandeha nipetraka tao Aromà; fa i Zebola kosa nandroaka an’i Gahala sy ny rahalahiny tao Sekema mba tsy honina ao intsony.
Jereo ny toko
Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an’i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony.
Jereo ny toko
Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an'i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony.
Jereo ny toko
Ary i Abimeleka dia nonina tany Aroma. Ary nandroaka an’i Gala sy ny rahalahiny i Zebola mba tsy honina any Sekema intsony ireo.
Jereo ny toko