Ny sisa indray nandositra tao Afeka, tao an-tanàna, ary nianjeran’ny manda ny lehilahy 17.000 sisa. Efa nandositra i Benadaba ka dia nandehandeha tao an-tanàna nifindrafindra efitrano,
Mpitsara 9:40 - Baiboly Katolika Kanjo nenjehin’i Abimeleka i Gaala ka vaky nandositra teo anoloany, ary maro ny olona maty novonoiny, hatrany anoloan’ny vavahady. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanenjika azy i Abimeleka ka nandositra teo anoloany izy ary maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza. DIEM PROTESTANTA Ary voatery nandositra izy fa nenjehin’i Abimelèka. Maro ireo maty niampatrampatra mandra-pahatongany teny am-bavahadin’ny tanàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary voatery nandositra izy fa nenjehin’i Abimelèka. Maro ireo maty niampatrampatra mandra-pahatongany teny am-bavahadin’ny tanàna. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza. Malagasy Bible Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan'ny vavahady aza. La Bible en Malgache Dia nanenjika azy i Abimeleka ka nandositra teo anoloany izy ary maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza. |
Ny sisa indray nandositra tao Afeka, tao an-tanàna, ary nianjeran’ny manda ny lehilahy 17.000 sisa. Efa nandositra i Benadaba ka dia nandehandeha tao an-tanàna nifindrafindra efitrano,
Dia nijanona tao Romà i Abimeleka, ary i Zebola kosa nandroaka an’i Gaala sy ny rahalahiny, izay tsy nahazo nonina tao Sikema intsony.