Ary nanampy indray i Absalôma nanao hoe: «Iza re no hanangana ahy ho mpitsara amin’ny tany? Fa na iza na iza manana ady aman-draharaha dia ho tonga atỳ amiko ka homeko ny rariny avokoa.»
Mpitsara 9:29 - Baiboly Katolika Nahoana re no tsy izaho no lehiben’ireto vahoaka ireto? Horoahiko mihitsy i Abimeleka». Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: «Hamaroy ny miaramilanao, ka mivoaha». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Enga anie ka ho eo ambanin’ny fahefako ireto olona ireto, dia hesoriko i Abimeleka! Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha hiady! DIEM PROTESTANTA Enga anie ka ho eo ambony fahefàko ny vahoaka sekemita, dia haongako i Abimelèka! Avy eo i Gahala dia nanao tamin’i Abimelèka hoe: –Hamaroy ny tafikao, ka mivoaha hiady amiko! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Enga anie ka ho eo ambony fahefàko ny vahoaka sekemita, dia haongako i Abimelèka! Avy eo i Gahala dia nanao tamin’i Abimelèka hoe: –Hamaroy ny tafikao, ka mivoaha hiady amiko! Baiboly Protestanta Malagasy Ary enga anie ka ho eo ambanin’ny tànako ireto olona ireto! dia hesoriko Abimeleka. Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha. Malagasy Bible Ary enga anie ka ho eo ambanin'ny tanako ireto olona ireto! dia hesoriko Abimeleka. Dia hoy izy tamin'i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha. La Bible en Malgache Enga anie ka ho eo ambanin’ny fahefako ireto olona ireto, dia hesoriko i Abimeleka! Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha hiady! |
Ary nanampy indray i Absalôma nanao hoe: «Iza re no hanangana ahy ho mpitsara amin’ny tany? Fa na iza na iza manana ady aman-draharaha dia ho tonga atỳ amiko ka homeko ny rariny avokoa.»
Fa izao kosa no navalin’ny mpanjakan’i Israely nataony hoe: «Lazao aminy hoe: Aoka izay mbola mitafy ny fiadiany, tsy hirehareha toy ny efa nametraka ny azy.»
Tamin’izany i Amasiasa nandefa iraka tany amin’i Jôasa zanak’i Jôakaza zanak’i Jehò mpanjakan’i Israely nanao hoe: «Avia, ary aoka hifankahita mifanatrika isika.»
Koa ankehitriny aoka hanao fanekena amin’ny tompoko mpanjakan’i Asiria ianao, dia omeko soavaly roa arivo, raha mahita mpitaingin-tsoavaly hitaingina izany! Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin’ny mpanompon’ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza?
Mirehareha amin’ny fitsiriritany ny ratsy fanahy; manamavo an’i Iaveh ny mpandroba mandoza.
Nandre ny vavan’i Gaala, zanak’i Obeda, i Zebola, governoran’ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany.