Mpitsara 9:24 - Baiboly Katolika
mba hivaly ny heloka natao tamin’ny zanak’i Jerobaala fitopolo lahy, ka samy hianjeran’ny rany i Abimeleka rahalahiny, izay namono azy, sy ny mponina tao Sikema izay nanampy an’io hamono ny rahalahiny.
Jereo ny toko
mba hitsingerenan’ny loza natao tamin’ny zanak’i Jerobaala fitopolo lahy ka hanody an’i Abimeleka rahalahiny ny rany tamin’ny namonoany azy, sy hanody an’ireo lehibe tao Sekema izay nanainga ny tanany hamono ny rahalahiny.
Jereo ny toko
Izany no ho valin’ny herisetra nataon’i Abimelèka tamin’ny fitopolo lahy zanak’i Jerobahala sy ho todin’ny ran’ny rahalahiny izay novonoiny, sady hamaliana ireo mponin’i Sekema izay niara-nitsikombakomba taminy.

mba hitsingerenan’ny loza natao tamin’ny namonoana ny zanak’i Jerobala fito-polo lahy ka hanody an’i Abimeleka rahalahiny izay namono azy, sy ny mponina tao Sekema, izay nampahery ny tànany hamono ny rahalahiny.
Jereo ny toko
mba hitsingerenan'ny loza natao tamin'ny namonoana ny zanak'i Jerobala fito-polo lahy ka hanody an'i Abimeleka rahalahiny izay namono azy, sy ny mponina tao Sekema, izay nampahery ny tànany hamono ny rahalahiny.