Nony efa ho faty ny masoandro, niely eran’ny toby izao antsoantso izao; «Samia mody any an-tanànany avy, samia mody any amin’ny taniny avy!»
Mpitsara 21:24 - Baiboly Katolika Tamin’izany andro izany dia niala teo ny zanak’i Israely, samy ho any amin’ny fokony sy ny fianakaviany; samy nody avy eo ho any amin’ny lovany avy. Tsy nisy mpanjaka teo amin’i Israely tamin’izany andro izany, fa samy nanao izay tsara... Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia samy nandeha niala teo ny Zanak’Israely tamin’izany andro izany, samy ho any amin’ny fokony sy ny fianakaviany avy; niala teo ho any amin’ny lovany avy ny olona rehetra. DIEM PROTESTANTA Ny Israelita hafa kosa dia nirava tamin’ny fivoriana ka samy namonjy ny fokony sy ny fianakaviany ary ny zarataniny avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny Israelita hafa kosa dia nirava tamin’ny fivoriana ka samy namonjy ny fokony sy ny fianakaviany ary ny zarataniny avy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia samy nandeha niala teo ny Zanak’Isiraely tamin’izany andro izany, samy ho any amin’ny fireneny sy ny fokony avy; dia niala teo ho any amin’ny lovany avy ny olona rehetra. Malagasy Bible Dia samy nandeha niala teo ny Zanak'Isiraely tamin'izany andro izany, samy ho any amin'ny fireneny sy ny fokony avy; dia niala teo ho any amin'ny lovany avy ny olona rehetra. La Bible en Malgache Dia samy nandeha niala teo ny Zanak’Israely tamin’izany andro izany, samy ho any amin’ny fokony sy ny fianakaviany avy; niala teo ho any amin’ny lovany avy ny olona rehetra. |
Nony efa ho faty ny masoandro, niely eran’ny toby izao antsoantso izao; «Samia mody any an-tanànany avy, samia mody any amin’ny taniny avy!»
Dia nataon’ny taranak’i Benjamina izany, samy naka vady ho azy tamin’ny mpandihy nosamboriny, araka ny isany, izy ireo; ary niainga hody amin’ny lovany, dia nanorina ny tanànany indray sy nonina teo izy.