Mpitsara 20:39 - Baiboly Katolika ka nifontina tamin’ny ady ny lehilahy amin’i Israely. Ny Benjaminita efa nahafaty sahabo ho telopolo lahy tamin’izy ireo, ka dia hoy izy: «Resy marina tokoa eo anatrehantsika izy toy ny tamin’ny ady voalohany mihitsy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nitampody tao anatin’ny ady ny lehilahin’ny Israely ka nanomboka namely an’i Benjamina ary nahafaty tokony ho telopolo lahy tamin’ny Israely, ka hoy ireo: Resy eo anoloantsika tokoa tahaka ny tamin’ny ady voalohany izy! DIEM PROTESTANTA Koa rehefa nihemotra an’ady ny Israelita ka nahafatesana tokony ho telopolo lahy, dia nihevitra ho naharesy azy tahaka ny teo aloha ny Benjaminita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa rehefa nihemotra an’ady ny Israelita ka nahafatesana tokony ho telopolo lahy, dia nihevitra ho naharesy azy tahaka ny teo aloha ny Benjaminita. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nirona tamin’ny ady ny lehilahy amin’ny Isiraely (ny taranak’i Benjamina nanomboka namely sy nahafaty ny lehilahy amin’ny Isiraely tokony ho telo-polo lahy; fa hoy izy: Resy tokoa eo anoloantsika izy tahaka ny tamin’ny ady voalohany; Malagasy Bible Ary nirona tamin'ny ady ny lehilahy amin'ny Isiraely (ny taranak'i Benjamina nanomboka namely sy nahafaty ny lehilahy amin'ny Isiraely tokony ho telo-polo lahy; fa hoy izy: Resy tokoa eo anoloantsika izy tahaka ny tamin'ny ady voalohany; La Bible en Malgache Dia nitampody tao anatin’ny ady ny lehilahin’ny Israely ka nanomboka namely an’i Benjamina ary nahafaty tokony ho telopolo lahy tamin’ny Israely, ka hoy ireo: Resy eo anoloantsika tokoa tahaka ny tamin’ny ady voalohany izy! |
Hoy ny taranak’i Benjamina: «Indro fa resy eo anoloantsika toy ny taloha ihany izy ireo.» Fa hoy kosa ny zanak’i Israely: «Ndeha handositra ka ataovy tari-dositra hanalavitra ny tanàna amin’ireo lalana ireo.»