Mpitsara 20:22 - Baiboly Katolika
Nohamafisin’ny vahoaka, dia ny lehilahy amin’i Israely anefa, ny herim-pony ka nilahatra hiady teo amin’ny fitoerana nilaharany tamin’ny andro voalohany indray izy.
Jereo ny toko
Nampahery tena anefa ny lehilahin’ny Israely ka nilahatra hiady indray teo amin’ilay nilaharany tamin’ny andro voalohany.
Jereo ny toko
Ary nandeha nitomany teo anatrehan’ny TOMPO mandra-paharivan’ny andro ny Israelita sady nanontany AZY na tokony mbola hiady amin’ny Benjaminita mpiray firenena aminy na tsia; ka novalian’ny TOMPO hoe: –Miakara hiady aminy. Dia nifampahery ny Israelita ary nandeha hilahatra hiady teo amin’ny toerana izay efa nilaharany tamin’ny andro voalohany ihany.

Fa nifanome toky ny lehilahy amin’ny Isiraely ka nilahatra hiady indray teo amin’ilay nilaharany tamin’ny andro voalohany. (
Jereo ny toko
Fa nifanome toky ny lehilahy amin'ny Isiraely ka nilahatra hiady indray teo amin'ilay nilaharany tamin'ny andro voalohany.