Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 18:1 - Baiboly Katolika

Tsy nisy mpanjaka tao amin’i Israely tamin’izany andro izany; ary nitady zara tany honenany ny fokon’ny Danita, tamin’izany andro izany, fa tsy mbola nahazo anjara lova hatramin’izany andro izany izy eo afovoan’ny fokon’i Israely.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Tamin’izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely; tamin’izany andro izany koa dia nitady lova mba honenany ny fokon’i Dana, satria hatramin’izany andro izany dia tsy mbola nisy lova voatondro ho azy teo amin’ireo fokon’ny Israely.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Tamin’izany fotoana izany dia tsy nisy mpanjaka tany Israely. Ary ny fokon’i Dana tamin’izay dia nitady faritany honenany, satria tsy mbola nahazo anjara tahaka ireo foko israelita hafa izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’izany fotoana izany dia tsy nisy mpanjaka tany Israely. Ary ny fokon’i Dana tamin’izay dia nitady faritany honenany, satria tsy mbola nahazo anjara tahaka ireo foko israelita hafa izy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ARY tamin’izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Isiraely; ary tamin’ izany andro izany kosa ny firenen’i Dana nitady lova mba honenany, satria na dia hatramin’izany andro izany aza dia tsy mbola nahazo lova ho azy teo amin’ny firenen’Isiraely izy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary tamin'izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin'ny Isiraely; ary tamin'izany andro izany kosa ny firenen'i Dana nitady lova mba honenany, satria na dia hatramin'izany andro izany aza dia tsy mbola nahazo lova ho azy teo amin'ny firenen'Isiraely izy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Tamin’izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely; tamin’izany andro izany koa dia nitady lova mba honenany ny fokon’i Dana, satria hatramin’izany andro izany dia tsy mbola nisy lova voatondro ho azy teo amin’ireo fokon’ny Israely.

Jereo ny toko



Mpitsara 18:1
6 Rohy Ifampitohizana  

Nasesiky ny Amôreana ho any amin’ny tendrombohitra ny taranak’i Dana, fa tsy navelany hidina ho amin’ny tany lemaka,


Ary hoy i Mikasy hoe: «Fantatro ankehitriny, fa hanisy soa ahy i Iaveh satria manana an’ity Levita ity ho mpisorona aho.»


Tsy nisy mpanjaka tamin’i Israely tamin’izany andro izany, ka samy nanao izay sitraky ny fony izy ireo.


Tamin’izany andro izany raha mbola tsy nisy mpanjaka tao amin’i Israely, ny Levita anankiray nitoetoetra tany an-tsisin-tendrombohitr’i Efraima dia naka ho vady vehivavy anankiray avy any Betlehema any Jodà.