Na dia amin’izany aza anefa, rehefa mby any an-tanim-pahavalony izy ireo, tsy dia hariako na ho halako hataoko levona mihitsy sy hahatapaka ny fanekeko taminy; fa Izaho no Iaveh Andriamaniny.
Mpitsara 16:22 - Baiboly Katolika Nefa efa nanomboka naniry indray ny volon’i Samsôna, hatrizay nanaratana azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Naniry indray anefa ny volon-dohany efa voaharatra. DIEM PROTESTANTA Kanefa dia nanomboka naniry indray ireo volon-dohany taorian’ny nanetezana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanefa dia nanomboka naniry indray ireo volon-dohany taorian’ny nanetezana azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra. Malagasy Bible Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra. La Bible en Malgache Naniry indray anefa ny volon-dohany efa voaharatra. |
Na dia amin’izany aza anefa, rehefa mby any an-tanim-pahavalony izy ireo, tsy dia hariako na ho halako hataoko levona mihitsy sy hahatapaka ny fanekeko taminy; fa Izaho no Iaveh Andriamaniny.
Fa homen’i Iaveh rariny ny vahoakany, ary nony mpanompony dia hanenina izy, rehefa hitany fa lany hery ireo, ka tsy misy sisa intsony na ny andevo na ny olona afaka.
Nisambotra azy kosa ny Filistinina sy namotsotra ny masony, dia nampidina azy tany Gazà ary namatotra azy amin’ny gadra varahina roa mikambana. Nampihodina ny vato fitotoam-bary tao an-tranomaizina izy.
Nivory ireo filohan’ny Filistinina hanolotra sorona lehibe amin’i Dagôna andriamaniny sy hirobiroby, fa hoy izy: «Efa natolotry ny andriamanitsika eo an-tanantsika i Samsôna fahavalontsika.»