ary nahita valanoranon’ampondra vaovao izy, dia nanatsotra ny tanany nandray an’izay, ka nahafaty arivo lahy taminy.
Mpitsara 15:16 - Baiboly Katolika Ka hoy i Samsôna hoe: «Valanoranon’ampondra iray no namazambazanako an’ireny; Valanoranon’ampondra iray no nahafatesako arivo lahy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky, boriky iray amin’ny boriky maro; tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Samsôna hoe: –Valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy, valanoranom-boriky no nampivangongoako ireo faty. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Samsôna hoe: –Valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy, valanoranom-boriky no nampivangongoako ireo faty. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako ho antontany iray, eny, an-tontany roa; Tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. Malagasy Bible Ary hoy Samsona: Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako ho antontany iray, eny, antontany roa; Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. La Bible en Malgache Dia hoy i Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky, boriky iray amin’ny boriky maro; tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. |
ary nahita valanoranon’ampondra vaovao izy, dia nanatsotra ny tanany nandray an’izay, ka nahafaty arivo lahy taminy.
Nony nitsaha-niteny izy, ilay valanorano natsipiny avy teny an-tanany, io toerana io nomeny anarana hoe Ramata-Lekia.
Nahita azy ny vahoaka ka nidera ny andriamaniny izy ireo nanao hoe: «Efa natolotry ny andriamanitsika eo an-tanantsika ilay fahavalontsika izay nanimba ny tanintsika sy nahafaty be tamintsika.»