Matio 5:24 - Baiboly Katolika
dia avelao eo amin’ny ôtely aloha ny fanatitrao, ka mandehana mihavana amin’ny rahalahinao vao miverina hanolotra ny fanatitrao indray.
Jereo ny toko
dia avelao eo anoloan’ny alitara ny fanatitrao ka mandehana aloha mihavana amin’ilay rahalahinao, ary rehefa miverina ianao dia izay vao manolotra ny fanatitrao.
Jereo ny toko
dia avelao eo anoloan’ny alitara ny fanatitrao, ka mandehana aloha mihavana amin’ilay namanao; izay vao miverina manolotra ny fanatitrao.
Jereo ny toko
dia avelao eo anoloan’ny alitara ny fanatitrao, ka mandehana aloha mihavana amin’ilay namanao; izay vao miverina manolotra ny fanatitrao.
Jereo ny toko
dia avelao eo anoloan’ny alitara ny fanatitrao, ka mandehana aloha, ataovy izay hihavananao amin’ny rahalahinao, ary rehefa miverina, dia vao atero ny fanatitrao.
Jereo ny toko
dia avelao eo anoloan'ny alitara ny fanatitrao, ka mandehana aloha, ataovy izay hihavananao amin'ny rahalahinao, ary rehefa miverina, dia vao atero ny fanatitrao.
Jereo ny toko
dia avelao eo anoloan’ny alitara ny fanatitrao ka mandehana aloha mihavana amin’ilay rahalahinao, ary rehefa miverina ianao dia izay vao manolotra ny fanatitrao.
Jereo ny toko