Dia nitsangana ilay lehiben’ny mpisorona, ka nanao taminy hoe: «Nahoana no tsy valianao izany fiampangan’ireo Anao izany?»
Matio 27:13 - Baiboly Katolika ka hoy i Pilaty taminy: «Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy i Pilato Taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangan’ireo Anao izany? DIEM PROTESTANTA Tamin’izay i Pilato dia niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy renao ve izany zavatra maro iampangany Anao izany? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay i Pilato dia niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy renao ve izany zavatra maro iampangany Anao izany? Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany? Malagasy Bible dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany? La Bible en Malgache Hoy i Pilato Taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangan’ireo Anao izany? |
Dia nitsangana ilay lehiben’ny mpisorona, ka nanao taminy hoe: «Nahoana no tsy valianao izany fiampangan’ireo Anao izany?»
fa ny fiampangana nataon’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona Azy no tsy novaliany kely akory,
Dia namaly i Pilaty nanao hoe: «Fa izaho angaha Jody? Ny firenenao sy ny mpisoronao no nanolotra Anao tamiko, ka inona no nataonao?»
dia nasain’ny komandy nentina tany anaty rova sy hadinina amin’ny kapoka i Paoly, mba hahalalany izay anton’ny nanakoran’ny olona azy toy izany.