Dia hotananareo izy hatramin’ny andro fahefatra ambin’ny folon’io volana io, vao samy hamono azy ny fiangonan’i Israely rehetra, amin’ilay àty takariva iny.
Matio 26:17 - Baiboly Katolika Ary tamin’ny andro voalohany fihinanana ny azima, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: «Aiza no tianao hamboaranay hihinananao ny Paka?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny voalohany amin’ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nankeo amin’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: Aiza no tianao handehananay hanomanana ny sakafon’ny Paska ho anao? DIEM PROTESTANTA Tamin’ny andro voalohany natao hihinanana ny azima, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany hanontany Azy hoe: –Aiza no tianao hanomananay ho anao ny sakafo Paska? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny andro voalohany natao hihinanana ny azima, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany hanontany Azy hoe: –Aiza no tianao hanomananay ho anao ny sakafo Paska? Baiboly Protestanta Malagasy ARY tamin’ny voalohan’ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nankeo amin’i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Aiza no tianao hamboarinay hihinananao ny Paska? Malagasy Bible Ary tamin'ny voalohan'ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nankeo amin'i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Aiza no tianao hamboarinay hihinananao ny Paska? La Bible en Malgache Tamin’ny voalohany amin’ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nankeo amin’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: Aiza no tianao handehananay hanomanana ny sakafon’ny Paska ho anao? |
Dia hotananareo izy hatramin’ny andro fahefatra ambin’ny folon’io volana io, vao samy hamono azy ny fiangonan’i Israely rehetra, amin’ilay àty takariva iny.
Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Ekeo izao, fa izao no mety hahatanterahantsika ny fahamarinana rehetra.» Dia nanaiky izy.