Matio 24:39 - Baiboly Katolika
ka tsy nahalala izy ireo raha tsy efa tonga tokoa ny safodrano izay nandringana azy rehetra: dia ho toy izany indrindra ny fiavian’ny Zanak’olona.
Jereo ny toko
ary tsy nahafantatra izy ireo raha tsy tonga ny safodrano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fiavian’ny Zanak’Olona.
Jereo ny toko
ary tsy nanampo na inona na inona ny olona mandra-pahatongan’ny safodrano izay nandringana azy rehetra. Dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’olona.
Jereo ny toko
ary tsy nanampo na inona na inona ny olona mandra-pahatongan’ny safodrano izay nandringana azy rehetra. Dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’olona.
Jereo ny toko
ary tsy fantany mandra-pihavin’ny Safo-drano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fihavian’ny Zanak’olona.
Jereo ny toko
ary tsy fantany mandra-pihavin'ny Safo-drano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
Jereo ny toko
ary tsy nahafantatra izy ireo raha tsy tonga ny safodrano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fiavian’ny Zanak’Olona.
Jereo ny toko