Hoy koa ny mpanjaka taminy: «Maninona ianao?» Dia hoy ilay vehivavy: «Ravehivavy ity no nanao tamiko hoe: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, fa ny ahy kosa hohanintsika rahampitso.
Matio 24:18 - Baiboly Katolika ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny fitafiany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary izay any an-tsaha dia aoka tsy hiverina haka ny akanjony. DIEM PROTESTANTA izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina haka ny lambany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina haka ny lambany. Baiboly Protestanta Malagasy ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany. Malagasy Bible ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany. La Bible en Malgache ary izay any an-tsaha dia aoka tsy hiverina haka ny akanjony. |
Hoy koa ny mpanjaka taminy: «Maninona ianao?» Dia hoy ilay vehivavy: «Ravehivavy ity no nanao tamiko hoe: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, fa ny ahy kosa hohanintsika rahampitso.
«Amin’izany andro izany, izay any ambony tafon-trano aoka tsy hiditra haka ny zavany ao an-tranony; toy izany koa, izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka izay nilaozany,