Matio 24:12 - Baiboly Katolika Ary noho ny habetsahan’ny faharatsiana, dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary noho ny haben’ny tsy fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro. DIEM PROTESTANTA Ary dia hihanaka tokoa ny ratsy ka hihamangatsiaka ny fitiavana an’Andriamanitra ao am-pon’ny maro; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary dia hihanaka tokoa ny ratsy ka hihamangatsiaka ny fitiavana an’Andriamanitra ao am-pon’ny maro; Baiboly Protestanta Malagasy Ary noho ny haben’ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro. Malagasy Bible Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro. La Bible en Malgache Ary noho ny haben’ny tsy fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro. |
Koa ario ny fahalotoanareo rehetra, sy ny faharatsiana rehetra; ary raiso amim-pahalemem-panahy ny teny voafafy aminareo, izay mahavonjy ny fanahinareo.
Aza matahotra na inona na inona amin’izay efa hiaretanao. Indro, efa handatsaka ny sasany aminareo an-tranomaizina ny devoly, mba ho voazaha toetra ianareo, sy hiari-pahoriana hafoloana. Mahareta ambara-pahafaty, dia homeko anao ny satroboninahitry ny fiainana
Fantatro ny asanao: tsy mangatsiaka na mafana ianao: nefa aleo mangatsiaka na mafana ianao;