Indreo, very hevitra izy ireo, ka tsy mamaly akory; tsy mahita teny halahatra intsony.
Matio 22:26 - Baiboly Katolika Ary toy izany koa no nitranga tamin’ilay faharoa sy fahatelo ka hatramin’ny fahafito; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito. DIEM PROTESTANTA Toraka izany koa ity faharoa sy ny fahatelo ary dia hatramin’izy fito mirahalahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Toraka izany koa ity faharoa sy ny fahatelo ary dia hatramin’izy fito mirahalahy. Baiboly Protestanta Malagasy ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito. Malagasy Bible ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin'ny fahafito. La Bible en Malgache ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito. |
Indreo, very hevitra izy ireo, ka tsy mamaly akory; tsy mahita teny halahatra intsony.
Dia naniraka ny mpianany niaraka tamin’ny Herôdianina ho any aminy izy ireo nanao hoe: «Ry Mpampianatra ô, fantatray fa marina ianao, ary mampianatra ny lalan’Andriamanitra araka ny marina, ka tsy mampaninona anao ny olona; satria tsy mizaha tavan’olona ianao.
Koa tany aminay nisy olona fito mirahalahy, ary nanambady ny lahimatoa dia maty, ka noho izy tsy niteraka, dia navelany ho an’ny zandriny ny vadiny.