Mamatotra ny zanak’ampondrany amin’ny voaloboka izy ary ny zanak’ampondravaviny amin’ny tahom-boaloboka. Sasàny amin’ny divay ny fitafiany, ary amin’ny ran’ny voaloboka ny kapaotiny.
Matio 21:2 - Baiboly Katolika ka nilazany hoe: «Mankanesa amin’itsy vohitra tandrifinareo itsy, ary rehefa mby ao ianareo dia hahita ampondra vavy mifatotra sy ny zanany eo aminy: vahao izy dia ento atỳ amiko; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, fa avy hatrany dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany miaraka aminy ianareo; vahao izy dia ento etỳ Amiko. DIEM PROTESTANTA –Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Vantany vao migadona ao ianareo, dia hahita boriky vavy mifatotra sy ny zanany miaraka aminy: vahao ilay boriky vavy dia ento atỳ amiko ombàn-janany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Vantany vao migadona ao ianareo, dia hahita boriky vavy mifatotra sy ny zanany miaraka aminy: vahao ilay boriky vavy dia ento atỳ amiko ombàn-janany. Baiboly Protestanta Malagasy Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin’izay dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany eo aminy hianareo; vahao izy, dia ento etỳ amiko. Malagasy Bible Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin'izay dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany eo aminy ianareo; vahao izy, dia ento etỳ amiko. La Bible en Malgache Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, fa avy hatrany dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany miaraka aminy ianareo; vahao izy dia ento etỳ Amiko. |
Mamatotra ny zanak’ampondrany amin’ny voaloboka izy ary ny zanak’ampondravaviny amin’ny tahom-boaloboka. Sasàny amin’ny divay ny fitafiany, ary amin’ny ran’ny voaloboka ny kapaotiny.
Ary rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo, ka tonga tao Betifage anilan’ny tendrombohitry ny Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy i Jesoa
ka raha tahiny misy miteny aminareo, dia ilazao hoe: ‹Misy ilàn’ny Tompo azy› dia havelany hoentinareo miaraka amin’izay izy.»
Dia hoy i Jesoa taminy: «Mankanesa any an-tanàna ao amin-dRanona ka lazao aminy hoe: ‹Hoy ny Mpampianatra: Efa akaiky ny fotoan’androko, ka hanao ny Paka ato aminao Aho sy ny mpianatro.› »