Matio 2:10 - Baiboly Katolika Faly dia faly izy nony nahita ny kintana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa nony nahita ilay kintana izy ireo dia dibo-kafaliana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony nahita ny kintana izy, dia nifaly indrindra. Malagasy Bible Ary nony nahita ny kintana izy, dia nifaly indrindra. La Bible en Malgache Koa nony nahita ilay kintana izy ireo dia dibo-kafaliana. |
ary rehefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy i Maria reniny, ka niankohoka nitsaoka Azy; ary nony efa nosokafany ny fitoeran-drakiny, dia nanolotra fanatitra ho Azy izy, dia volamena sy emboka manitra ary mira. Ary indro ilay kintana hitany tany atsinanana, dia nialoha azy ambara-pijanony teo ambonin’izay nitoeran’ny Zaza.
Fa hoy ny Anjely taminy: «Aza matahotra ianareo, fa indro fifaliana lehibe ho an’ny vahoaka rehetra no lazaiko aminareo:
Ary nody ny mpiandry ondry nidera sy nankalaza an’Andriamanitra noho ny zavatra rehetra reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy.
Teo ambonin’ny havoana amin’ny tany no nampiakarany azy; ary ny vokatry ny saha no nohanin’i Israely: nampitsentsefiny azy ny tantely avy amin’ny vatolampy sy ny diloilo avy amin’ny vato mafy indrindra;