Ary hoy i Jesoa taminy: «Tandremo fandrao azon’ny lalivain’ny Farisianina sy ny Sadoseanina ianareo.»
Matio 16:7 - Baiboly Katolika Dia nieritreritra izy ireo ka nanao anakampo hoe: «Noho isika tsy nitondra mofo izay.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angamba izany. DIEM PROTESTANTA Fa iretsy mpianany kosa niady hevitra nifampilaza hoe: –Noho isika tsy nitondra mofo angaha izany! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa iretsy mpianany kosa niady hevitra nifampilaza hoe: –Noho isika tsy nitondra mofo angaha izany! Baiboly Protestanta Malagasy Dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany. Malagasy Bible Dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany. La Bible en Malgache Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angamba izany. |
Ary hoy i Jesoa taminy: «Tandremo fandrao azon’ny lalivain’ny Farisianina sy ny Sadoseanina ianareo.»
Ary i Jesoa nahalala izany ka nanao hoe: «Ry kely finoana, nahoana ianareo no mihevitra anakampo, noho ianareo tsy mitondra mofo?
Avy taiza moa ny batemin’i Joany? avy tany an-danitra, sa avy tamin’ny olona?» Dia nieritreritra ireo ka nanao hoe:
Ary nanontany Azy izy ireo nanao hoe: «Ahoana àry no ilazan’ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?»
Ary raha mbola niresaka sy nifampilaza izay heviny teny izy, dia nanatona azy i Jesoa ka niara-dalana taminy;
Fa namaly i Piera ka nanao hoe: «Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho.»