Ny voahangy amam-batomazava, tsy mendrika hotononina akory, fa mihoatra noho ny voahangy ny fahazoana ny fahendrena.
Matio 13:45 - Baiboly Katolika Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto mitady voahangy tsara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpivaro-mandeha iray izay nikatsaka vatosoa; DIEM PROTESTANTA –Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpandranto mitady vatosoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpandranto mitady vatosoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; Malagasy Bible Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; La Bible en Malgache Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpivaro-mandeha iray izay nikatsaka vatosoa; |
Ny voahangy amam-batomazava, tsy mendrika hotononina akory, fa mihoatra noho ny voahangy ny fahazoana ny fahendrena.
Famaranana ny lahateny, rehefa heno avokoa izy rehetra: Matahora an’Andriamanitra ary mitandrema ny didiny, fa izany tokana no izy amin’ny olombelona;
Ary nanao fanoharana hafa taminy koa Izy, nanao hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny lehilahy izay namafy voa tsara tamin’ny taniny;
Ary nony nahita anankiray be vidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.
Inona no soa ho azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy, nefa very ny fanahiny? Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny fanahiny?
Nefa tsy nahoany akory izany, fa samy lasa nandeha izy, ny iray nankany amin’ny sahany, ny iray nankany amin’ny varony;
Aza omena ny alika ny zava-masina, ary aza atsipy amin’ny kisoa ny voahanginareo, sao hitsahiny ireny, dia hifotitra hamiravira anareo izy.