Ianao izay ampinganay, ry Andriamanitra, mba jereo, ka tsinjovy ny tavan’ilay Voahosotrao!
Marka 9:5 - Baiboly Katolika Fa tsy fantany izay nolazainy, satria raiki-tahotra loatra izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary niteny tamin’i Jesosy i Petera hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary andeha hanao tranolay telo izahay: Ho Anao ny iray, ho an’i Mosesy ny iray ary ho an’i Elia ny iray. DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, tsara ho antsika ny mitoetra eto; koa hanao lay telo izahay; ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an’i Mosesy ary ny anankiray ho an’i Elià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, tsara ho antsika ny mitoetra eto; koa hanao lay telo izahay; ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an’i Mosesy ary ny anankiray ho an’i Elià. Baiboly Protestanta Malagasy Ary niteny Petera ka nanao tamin’i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an’i Mosesy, ary ny anankiray ho an’i Elia. Malagasy Bible Ary niteny Petera ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia. La Bible en Malgache Ary niteny tamin’i Jesosy i Petera hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary andeha hanao tranolay telo izahay: Ho Anao ny iray, ho an’i Mosesy ny iray ary ho an’i Elia ny iray. |
Ianao izay ampinganay, ry Andriamanitra, mba jereo, ka tsinjovy ny tavan’ilay Voahosotrao!
Dia niteny i Piera nilaza tamin’i Jesoa hoe: «Tompo, mahafinaritra ny mitoetra atỳ; ka raha sitrakao, andeha hanao lay telo atỳ, ny iray ho anao, ny iray ho an’i Môizy, ary ny iray ho an’i Elia.»
Fa ianareo kosa, aza mba mety hantsoina hoe Raby, fa iray ihany no Mpampianatra anareo, ary mpirahalahy avokoa ianareo rehetra.
Dia niteny i Piera ka nanao tamin’i Jesoa hoe: «Raby ô, mahafinaritra ny mitoetra atỳ; aoka hanao lay telo izahay, ny iray ho Anao, ny iray ho an’i Môizy, ary ny iray ho an’i Elia.»
Tamin’izay dia nisy rahona nanarona azy; ary nisy feo avy tao amin’io rahona io nanao hoe: «Ity no Zanako malalako indrindra, henoy Izy.»
Ary tamin’izy roa lahy nihataka, dia hoy i Piera tamin’i Jesoa: «Ry Mpampianatra ô, mahafinaritra ny mitoetra atỳ, ka andeha hanangana lay telo eto, ny iray ho Anao, ny iray ho an’i Môizy, ary ny iray ho an’i Elia»; tsy fantany anefa izay nolazainy.
fa sanganehana eo anelanelan’izy roa ireo aho: ny handeha ho any amin’i Kristy moa, iriko sy tsara lavitra:
Ry malala, zanak’Andriamanitra isika ankehitriny, nefa mbola tsy naseho izay ho tena toetrantsika; fa amin’ny andro hampisehoana izany, dia fantatsika fa hanahaka Azy isika, satria hahita Azy araka ny tena toetrany.