Marka 8:37 - Baiboly Katolika Sa inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny fanahiny? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy? DIEM PROTESTANTA Ary inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny ainy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny ainy? Baiboly Protestanta Malagasy Fa inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy? Malagasy Bible Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy? La Bible en Malgache Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy? |
Izay ho menatra Ahy sy ny teniko amin’ity taranaka mpijangajanga sy mpanota ity, dia ho menatra azy koa ny Zanak’olona rehefa avy, amin’ny voninahitry ny Rainy Izy, otronin’ny Anjely masina.»