ka hoy izy tamin’ny mpanompony: «I Joany Batista izay; efa nitsangana avy any amin’ny maty izy, ka izany no ahavitany fahagagana maro.»
Marka 8:28 - Baiboly Katolika Ary namaly Azy ireo, nanao hoe: «I Joany Batista, hoy ny sasany; i Elia, hoy ny sasany; ary anankiray amin’ny mpaminany, hoy kosa ny sasany.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy ireo taminy: I Jaona Mpanao batisa; ary hoy ny sasany hoe: I Elia; hoy koa ny sasany hoe: Iray amin’ireo mpaminany. DIEM PROTESTANTA Dia hoy ny mpianany namaly Azy: –Misy manao hoe i Jôhany Mpanao batisa; ny sasany kosa manao hoe i Elià; ary ny hafa indray manao hoe anankiray amin’ireo mpaminanin’Andriamanitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy ny mpianany namaly Azy: –Misy manao hoe i Jôhany Mpanao batisa; ny sasany kosa manao hoe i Elià; ary ny hafa indray manao hoe anankiray amin’ireo mpaminanin’Andriamanitra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izy nanao taminy hoe: Jaona Mpanao-batisa; fa hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Anankiray amin’ny mpaminany. Malagasy Bible Ary izy nanao taminy hoe: Jaona Mpanao-batisa; fa hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Anankiray amin'ny mpaminany. La Bible en Malgache Ary hoy ireo taminy: I Jaona Mpanao batisa; ary hoy ny sasany hoe: I Elia; hoy koa ny sasany hoe: Iray amin’ireo mpaminany. |
ka hoy izy tamin’ny mpanompony: «I Joany Batista izay; efa nitsangana avy any amin’ny maty izy, ka izany no ahavitany fahagagana maro.»
Ary hoy ireo: «Ny sasany manao hoe: Joany Batista, ny sasany Elia, ary ny sasany Jeremia, na ny anankiray amin’ny mpaminany.»
Dia nanontany azy izy ireo nanao hoe: «Iza àry? I Elia va ianao?» Fa hoy izy: «Tsy izy aho.» «Ilay Mpaminany va ianao?» Fa hoy ny navaliny: «Tsia.»