Dia niara-niondrana an-tsambo kely izy ireo ka lasa nitokana any amin’ny tany mangingina.
Marka 6:33 - Baiboly Katolika Fa hitan’ny olona ny nandehanany ary maro no nahalala ny halehany, ka nidodododo nandeha an-tongotra avy amin’ny tanàna rehetra, sy tonga tany talohany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nony nahita azy ireo nandeha ny olona, ary betsaka no efa nahafantatra azy ireo, dia nihazakazaka nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna tsirairay ka tonga talohany tany. DIEM PROTESTANTA Hitan’ny olona fa niainga ry zareo ary maro no nahalala ny toerana halehany; dia nirohotra nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna rehetra ny olona, ka tonga talohany teo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hitan’ny olona fa niainga ry zareo ary maro no nahalala ny toerana halehany; dia nirohotra nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna rehetra ny olona, ka tonga talohany teo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny olona nahita azy mandeha, sady betsaka no nahalala an’i Jesosy, dia niala avy teny amin’ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nandeha an-tanety, dia tonga talohany. Malagasy Bible Ary ny olona nahita azy mandeha, sady betsaka no nahalala an'i Jesosy, dia niala avy teny amin'ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nandeha an-tanety, dia tonga talohany. La Bible en Malgache Ary nony nahita azy ireo nandeha ny olona, ary betsaka no efa nahafantatra azy ireo, dia nihazakazaka nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna tsirairay ka tonga talohany tany. |
Dia niara-niondrana an-tsambo kely izy ireo ka lasa nitokana any amin’ny tany mangingina.
Ary nony nivoaka avy tao an-tsambo i Jesoa dia nahita ireo vahoaka betsaka ka nangoraka azy, satria tahaka ny ondry tsy mana-mpiandry izy ireo, dia nampianatra azy zavatra maro Izy.
ary vahoaka be no nanaraka Azy, noho izy ireo nahita ny fahagagana nataony tamin’ny marary.
Araka ny fantatrareo rahateo, ry havako malala, dia aoka ny olona rehetra hazoto mihaino, fa tsy ho maika hiteny, sy tsy halaky tezitra.