Nalahelo ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ireo olona niara-nihinana taminy dia tsy sahy nandà an-drazazavavy izy,
Marka 6:27 - Baiboly Katolika fa nirahiny faingana ny mpiambina anankiray nasainy nitondra ny lohan’i Joany amin’ny lovia. Dia nandeha nanapaka ny lohan’i Joany tao an-tranomaizina ilay mpiambina, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina ka nasainy noentiny teo aminy ny lohan’i Jaona. Dia nandeha io ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohan’i Jaona. DIEM PROTESTANTA Teo no ho eo ny mpanjaka dia naniraka mpiambina nomeny baiko hitondra ny lohan’i Jôhany. Dia lasa ilay io ka nanapa-doha azy tany am-ponja. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo no ho eo ny mpanjaka dia naniraka mpiambina nomeny baiko hitondra ny lohan’i Jôhany. Dia lasa ilay io ka nanapa-doha azy tany am-ponja. Baiboly Protestanta Malagasy Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina, ka nasainy nentiny ny lohan’i Jaona. Ary dia nandeha izy, ka notapahiny tao an-trano-maizina ny lohany. Malagasy Bible Ary niaraka tamin'izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina, ka nasainy nentiny ny lohan'i Jaona. Ary dia nandeha izy, ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohany. La Bible en Malgache Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina ka nasainy noentiny teo aminy ny lohan’i Jaona. Dia nandeha io ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohan’i Jaona. |
Nalahelo ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ireo olona niara-nihinana taminy dia tsy sahy nandà an-drazazavavy izy,
ka nitondra azy tamin’ny lovia, ary nomeny an-drazazavavy dia nomen-drazazavavy an-dreniny kosa.