Dia niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon’ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin’ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny.
Marka 6:13 - Baiboly Katolika sy nandroaka demony maro, ary nanosotra diloilo ny marary betsaka sy nanasitrana azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary demonia maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. DIEM PROTESTANTA Demony maro no noroahiny ary marary maro no nohosorany diloilo ka nositraniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Demony maro no noroahiny ary marary maro no nohosorany diloilo ka nositraniny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. Malagasy Bible Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. La Bible en Malgache Ary demonia* maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny. |
Dia niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon’ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin’ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny.
Ary niantso ny roa ambin’ny folo lahy hankeo aminy Izy, ka naniraka azy tsiroaroa, sy nanome fahefana azy handroaka ny fanahy maloto.
Ary niverina tamin-kafaliana ny roa amby fitopolo lahy ka nanao hoe: «Tompo ô, na dia ny demony aza dia manaiky anay noho ny Anaranao.»