Marka 5:39 - Baiboly Katolika Ary niditra Izy ka niteny tamin’ireo hoe: «Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa niditra Izy dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mikorontana sy mitomany? Tsy maty Razazavavy fa matory. DIEM PROTESTANTA Koa sady niditra tao an-trano i Jesoa no niteny tamin’ireo olona tao nanao hoe: –Nahoana ianareo no misomaritaka sy mitomany tahaka izao? Tsy maty akory ny zaza, fa matory! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa sady niditra tao an-trano i Jesoa no niteny tamin’ireo olona tao nanao hoe: –Nahoana ianareo no misomaritaka sy mitomany tahaka izao? Tsy maty akory ny zaza, fa matory! Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa niditra Izy, dia niteny taminy hoe: Nahoana hianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory. Malagasy Bible Ary rehefa niditra Izy, dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory. La Bible en Malgache Rehefa niditra Izy dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mikorontana sy mitomany? Tsy maty Razazavavy fa matory. |
Ary nony tonga tany an-tranon’ilay lehiben’ny sinagoga izy ireo, dia olona nikorontana sy nitomany ary ninaonaona be ihany no hitan’i Jesoa.
Dia nihomehy Azy fatratra ny olona; fa Izy kosa nandroaka azy rehetra, dia nitondra ny ray aman-drenin-drazazavavy mbamin’ireo nanaraka Azy niditra tao amin’izay niampàran-drazazavavy,
Nidina namonjy azy i Paoly, dia niondrika teo amboniny sy nanohona azy, ary nanao hoe: «Aza manana ahiahy ianareo, fa mbola misy aina ihany izy.»
izay maty ho antsika mba hahatonga antsika hiara-belona aminy, na mahatsiaro na matory isika.