Ary hoy ny mpianany taminy: «Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao ka Ianao manontany hoe: ‹Iza no nanendry ahy?› »
Marka 5:30 - Baiboly Katolika Teo no ho eo ihany dia fantatr’i Jesoa fa nisy hery nivoaka tamin’ny Tenany, ka nitodika ny vahoaka Izy nanao hoe: «Iza no nanendry ny fitafiako?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary teo no eo dia fantatr’i Jesosy fa nisy hery niala Taminy ka nihodina teo afovoan’ny vahoaka Izy sady niteny hoe: Iza izany nikasika ny akanjoko izany? DIEM PROTESTANTA Niaraka tamin’izay koa dia tsapan’i Jesoa fa nisy hery niala avy tao aminy; ka niherikerika teo afovoan’ny vahoaka Izy nanontany hoe: –Iza no nikasika ny lambako teo? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niaraka tamin’izay koa dia tsapan’i Jesoa fa nisy hery niala avy tao aminy; ka niherikerika teo afovoan’ny vahoaka Izy nanontany hoe: –Iza no nikasika ny lambako teo? Baiboly Protestanta Malagasy Ary niaraka tamin’izay dia fantatr’i Jesosy fa nisy hery niala taminy, dia nihodina teo afovoan’ny vahoaka Izy ka nanao hoe: Iza izany nanendry ny lambako izany? Malagasy Bible Ary niaraka tamin'izay dia fantatr'i Jesosy fa nisy hery niala taminy, dia nihodina teo afovoan'ny vahoaka Izy ka nanao hoe: Iza izany nanendry ny lambako izany? La Bible en Malgache Ary teo no eo dia fantatr’i Jesosy fa nisy hery niala Taminy ka nihodina teo afovoan’ny vahoaka Izy sady niteny hoe: Iza izany nikasika ny akanjoko izany? |
Ary hoy ny mpianany taminy: «Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao ka Ianao manontany hoe: ‹Iza no nanendry ahy?› »
Indray andro raha nampianatra Izy, dia nipetraka manodidina Azy teo koa ny Farisianina sy ny mpampiana-dalàna sasany avy tamin’ny tanàna rehetra tany Galilea sy Jodea mbamin’i Jerosalema, ary tao aminy hanasitranany ny marary ny herin’ny Tompo.
ary nitady hanendry Azy ny vahoaka rehetra, satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.
Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, mpisorona manjaka, firenena masina, vahoaka navotana, mba hitorianareo ny hatsaran’Ilay niantso anareo hiala tamin’ny haizina, ho amin’ny fahazavany mahagaga: